Teny iditra |
mahazaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a stout rope or cable [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | câble, grosse corde [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Mpitovy hevitra | |
Ohatra | Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny. [Rahajarizafy: Kabary, takila 20]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
mahazaka
(zaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho ¶ Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be able to bear, to be equal to [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | être capable de supporter; être capable de porter [Hallanger 1974]
|
Ohatra | sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra. [Rabetokotany: Hanim-pito]
|
|