Teny iditra mahazatra (zatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to make accustomed to ; to be familiar from use or acquaitance
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] être capable d'habituer ; dont on a l'habitude
Haiendriteny 
mahazatra
nahazatra
hahazatra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rabemolaly: Fary, takila 137] Ny any Itasy no mahazatra anay.
2 [FOFAFIPE: Haivola, takila 88] Ketsa saritaka no mahazatra ny olona any aminay;
3 [Andraina: Mitaraina, takila 32] Malagasy izy io saingy tsy mba mpividy mahazatra.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31