Teny iditra mahia miarana (hia, arana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza olona manaram-po amin' ny zavatra tiany nefa tsy mahazo nofo fa mahia lava ihany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31