Teny iditra mahihitra (hihitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
¶ jereo mahidy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] stingy, avaricious
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] avare
  [Abinal 1888] parcimonieux
  [Hallanger 1974] ladre, sordide d'avarice
Mpitovy hevitra kahihitra
Ohatra 
1 [Rinara 1974, takila 56] Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy.
2 [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 19] Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31