Teny iditra | mahitsy (hitsy) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao ¶ Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny ¶ Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] straight, correct | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 253] droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) | ||||
[Hallanger 1974] droit, correct | |||||
Teny mifanohi-kevitra | meloka | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahitsy io | ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | Mahitsy (mahitsy, hitsy) | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||
Fangi-bolantany | -23.1666667, 47.4166667
-18.8, 47.1666667 -18.7333333, 47.3333333 | ||||
Haianarantany | mahitsy, hitsy | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/16 |
![]() |