Teny iditra mailaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Kinga, haingana, mavitribitrika raha mandeha: Mailaka erỳ izy raha mandeha
¶ Havanambanana, mahay no sady haingana: Mpiasa mailaka Rakoto
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] nimble
  [Richardson 1885] brisk, active, sprightly
  [Hallanger 1973] quick
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 418, Hallanger 1974] leste, adroit, agile
  [Abinal 1888 takila 418] habile, ingambe
  [Boiteau 1997] Dans son sens général, veut dire : qui rend leste, qui fait danser.
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Abinal 1888, takila 418] Mailaka izy raha mandeha (Il est leste quand il marche)
2 [Abinal 1888, takila 418] Mailaka izy, raha manao zavatra (Il est leste et adroit quand il fait quelque chose)
Teny nalaina 

Teny iditra mailaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] Référence Léo Samat 55 : « sert à faire de la betsabetsa » (fichier Grandidier)

Teny iditra mailaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [https://mg.wikipedia.org/wiki/Mailaka] Ny mailaka dia serivisy amin’ny aterineto izay ahafahan’ireo izay manana adiresy mailaka (kaonty) mandefa ary mahazo taratasy elektronika.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/17