Entrée |
maimaim-poana
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny [1.1]
|
Explications en anglais | Given freely, for free [1.7]
|
Explications en français | Gratuit, donné pour rien [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana!
[2.499]
|
2 | Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana.
[1.320]
|
3 | ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena;
[2.285]
|
|
Mots élémentaires | maimaina ; foana |
Illustrations |
|
|