Teny iditra | maimay (may (hay)) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | pressé, qui a hâte de [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny maimay io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |