Teny iditra |
maimbo
(imbo)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany ¶ Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | stinking [Richardson 1885]
|
| stinking; dishonored [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | puant; déshonoré [Hallanger 1974]
|
| puant, qui répand une odeur forte, généralement désagréable (mais il y a des grandes variations, y compris d'une région à l'autre de Madagascar, sur ce qu'on estime sentir bon ou mauvais) [Boiteau 1997]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. [Callet: Tantara, takila 36]
|
|
Teny iditra |
maimbo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
lolo, angatra [Rakotosaona 1975]
|
Teny nalaina |
|