Teny iditra mai-molotra (maina, molotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31