Teny iditra main'    main-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe may
Haiendriteny 
may
main'
main-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Haivola, takila 66] Mety isy ny main-tany.
2 [FOFAFIPE: Rosovola, takila 128] Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
3 [Rajohanesa: Kintana] nefa tsy ranonoram-baratra fananao ora-main-andro.

Teny iditra main
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sewell 1875, Rabearana: Vocabulary] ankabiazany, lohany
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1969] fotony, ny ilaina indrindra; tsy misy manampy

Teny iditra main
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1969] ny ranomasin-dehibe
¶ fantsona mitondra rano
¶ taroby mitondra herim-baratra

Teny iditra main
Sokajin-teny anarana (vavy)
Fanazavàna teny frantsay  [Malzac 1893, Hallanger 1974, Rakotonaivo 1993] tanana

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30