Teny iditra main-dambana (maina, lambana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny fonon' ny babinkatsaka hita maina, izay fambara fa efa masaka ny katsaka; ilazana ny katsaka efa antitra eo am-paniriana -- ny olona main-dambana kosa dia mahantrahantra sy tsy mitafy tsara
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (de maina : desséché et lambana : ici, les spathes qui enveloppent l'épi de maïs. Voir aussi ce mot). Nom donné aux épis de maïs, Zea mays L. (Poaceae) qui ont été desséchés enveloppés de leurs spathes. Ils sont réputés de bonne conservation. Au sens figuré : homme à toute épreuve, vieux routier, vétéran.
Voambolana 
Anarana siantifika Zea mays
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/17