Teny iditra | main' ny afo natsangany (hay, afo, tsangana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | enti-milaza ny olona ivalian' ny ratsy nataony; voan' ny nataony ihany [Rajemisa 1985] | |
Fitokoavana | Teny na fitenenana hita ao aminy: antsitrapo | |
Tsipelina hafa | main' ny afo natsangana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |