Teny iditra | mainty (inty) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny arim-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: lamba mainty ¶ maizina dia maizina, maizim-pito: tao anatin' ny ali-mainty [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | black [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | noir [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | fotsy | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | ||||
Ohatra |
| ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | mainty | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] maloto [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny iditra | mainty | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | crotchet [3.1] | ||||
quarter note [3.1] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | noire [SLP 1986] | ||||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Teny iditra | mainty | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Soratr'omby | ||||
Sary |
| ||||
Teny iditra | Mainty | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Niger [Baiboly] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Niger [Baiboly] | ||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||
Mpitovy hevitra | Nigera | ||||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Mainty | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |