Teny iditra maito (ito)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] tapaka, maty
  [Rajemisa 1985] Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo
  [Rabemolaly: Fary takila 217] tapaka
Ohatra 
1 [Baron: Botany] Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra.
2 [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 65] Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31