Teny iditra maitso (itso)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny ravinkezo: Maitso tanora ny volon' ny ravin' akondro
Teny iray tarika: maitso antitra ~ maitso mavana ~ maitso milenodenoka ~ maitso tanora ~ maitsoitso
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 4081.7] green
¶ young
  [Richardson 1885 takila 408] in the provinces it also means black
  [Hallanger 1973] immature
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 420, Hallanger 1974] vert
  [Abinal 1888 takila 420, Hallanger 1974] jeune
  [Abinal 1888 takila 420] tendre
  [Boiteau 1997] (de la racine itso, comparer au javanais : ijo) vert, se dit des fruits non mûrs. Mais pour les oranges, le riz et quelques autres exceptions, on doit dire manta (littéralement « cru »).
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5] Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra.
2 [FOFAFIPE: Rosovola, takila 57] Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra.
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny maitso ity (2): Andranomaitso, Vatomaitso

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/18