Entrée (1/2) | 1 maitso mavana |
Mots élémentaires | 2 maitso, mavana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka [1.1] |
Explications en français |
5 vert brillant tirant sur le jaune [1.3#420] |
Exemples |
6 maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470] |
Hypéronyme |
|
Entrée (2/2) | 7 maitsomavana |
Mots élémentaires | 8 maitso, mavana |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en français |
10 nom d'une perle [1.3#420] |
Hypéronyme |
|
Anagrammes | 11 maitso mavana, maitsomavana, maitso mavana, maitsomavana |
Mis à jour le 2024/08/18 |