Teny iditra | maivana | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | light in weight [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | léger [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
sans poids ¶ figuré: sans portée, vite, léger [Abinal 1888] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | mavesatra | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | maivaña | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] sitrana [Rakotosaona 1975] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |