Teny iditra majifa (jifa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31