Teny iditra |
maka
(aka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra ¶ Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo ¶ Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay ¶ Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to fetch, to bring, to take [Richardson 1885]
|
| to take, to fetch [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | prendre, chercher [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
makà
(aka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maka
|
Ohatra | Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
maka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
volana fahafito amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
|
| [Taisaka]
volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [Rakotosaona 1975]
|
| [Bara]
volana fahaefatra amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
|
| [Bezanozano]
anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Maka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Maka [Baiboly]
|
| Maacah [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maaka [Baiboly]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Ohatra | Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka [Randzavola: Baiboly, takila 627]
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|