Teny iditra |
malagasy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Momba an' i Madagasikara, an' i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zany takariva kosa mody omby tera-bao!... / 'Ndreny lasa ny tsiriry nde-hody hifindra lasy; / Efa dify ny masoandro ne fa toa malain-kandao... / 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! (R. R-R) |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
Malagasy |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
malgache, malgaches
|
| [Robert 2000]
de Madagascar: la "cueillette de goyaves rouges, de merises, de prunes malgaches" (Le Clézio) |
Fanazavàna teny italianina | [Profita 1969]
malgascio |
Fanazavàna teny alemà | [Bergenholtz 1991]
madagassisch; teny malagasy: die madagassische Sprache |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
malagasy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [3.1]
collective name of the languages spoken in Madagascar |
Fanazavàna teny frantsay | [Rajaonarimanana 1995]
La langue malgache appartient à l [...] |
| [Robert 2000]
groupe de langues malayo-polynésiennes
parlées à Madagascar |
Mpanahaka |
malgache |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Malagasy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Ny firenena tompon-tanin' i Madagasikara: Olona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagasy |
Fanazavàna teny anglisy | [3.1]
generic name of the inhabitants of Madagascar |
Fanazavàna teny alemà | [Bergenholtz 1991]
Madagasse, Madagassin |
Mpanahaka |
Madagasikara: Kôntinantan' ny Malagasy
|
|