Teny iditra malaho (laho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] (jereo halaho) [Rakotosaona 1975]
 Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaho izany [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra malaholaho
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31