Teny iditra malako (lako)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako! [1.1]
Mpitovy hevitra malakolako

Fivaditsoratra maloka, kalamo, lakamo, lamako, lamoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31