Teny iditra |
malaky
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
haingana, haingakaingana [1.78]
|
| Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny ¶ Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | quick [1.2]
|
| prompt, quick [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qui va vite [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
malaky
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | ¶ promptly, quickly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | ¶ vite [1.8]
|
|