Teny iditra | malana | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra lena ka efa manomboka ho maimaina: Enta miditra ny lamba na dia mbolo malamalana aza ¶ Reradreraka [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Mpitovy hevitra | malamalana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |