Teny iditra malaso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo
  [Rabemolaly: Fary] dahalo, olon-dratsy
Fanazavàna teny frantsay  [Midi Madagascar ] bandit de grands chemins
Voambolana 
Mpitovy hevitra dahalo
Ohatra  [SeFaFi ] Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo?

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/04