Teny iditra malazo molotra (malazo, molotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza olona voan' ny hakiviana noho ny fahadisoam-panantenana
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] décontenancé (littéralement: dont les [...] gaina)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31