Teny iditra | malefaka (lefaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely ¶ Malemilemy: Feo malefaka ¶ Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny ¶ Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | pliant, supple; easy going, gentle ¶ not too strong (of beverages) [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | souple; calme ¶ pas trop fort (se dit des boissons) [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny malefaka io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |