|
|
|
|

Entrée mam > ma
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Omby [1.78]
 Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby. [1.1]
Explications en anglais The lowing of cattle [1.7]
Explications en français Beuglement des boeufs [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes mama

Entrée mam > ma
Partie du discours adjectif
Explications en français  [Vezo] Voir mama [1.68]

Entrée mam > ma~
Partie du discours préfixe [Mots avec ma~]
Explications en anglais Prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to [1.7]
Explications en français Prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita [1.8]
 Prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-] [1.6]

Entrée mam > ma
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en français  [Tankarana] Interjection d'admiration. [1.19]

Entrée mam > ma
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache  [Sihanaka] Moa [1.78]

Entrée mam > ma
Partie du discours adjectif féminin
Explications en malgache -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko [1.4]
 -ko. Ma chère, ry malalako [1.9]

Entrée mam > man~
Partie du discours préfixe [Mots avec man~]
Explications en malgache Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy:
A) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono;
B) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona;
D) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary
E) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina
F) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo
G) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man
H) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka;
I) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona) [1.1]
Explications en anglais Prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives [1.7]
Explications en français Préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs [1.8]
Morphologie 
Simple : man~, mam~
Analogues  mam-

Entrée mam > man
Partie du discours nom
Explications en anglais  lahy: a male, a man; a husband
lehilahy: a man
olombelona: a mortal man; mankind
olona: a human being, man [1.7]

Entrée mam > mana~
Partie du discours préfixe [Mots avec mana~]
Explications en malgache Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [1.1]
Explications en anglais Variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll [1.7]

Entrée mam > mana
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Calamité [1.19]

Entrée mam > maña
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma. [1.196]
Nom scientifique Dombeya andapensis
Vocabulaire 

Entrée mam > mana
Partie du discours nom
Explications en malgache Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [1.1]
Vocabulaire