Teny iditra |
mamabo
(babo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany ¶ Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha ¶ Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
Capturer, confisquer, piller |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa |
Teny nalaina |
|