Teny iditra | mamadika (vadika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra ¶ Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy ¶ Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy ¶ Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | mettre à l'envers [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
trahir [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
tourner, chavirer ¶ changer les morts de tombeau [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
tourner sur l'autre côté ¶ "retourner" les ossements des ancêtres [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mamadika (vadika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||||||||||||||
Mpanahaka | Bikan' ny tandrok'omby | ||||||||||||||||
Sary |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |