Teny iditra mamahy (fahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to fatten, to feed. [1.2]
Haiendriteny 
mamahy
namahy
hamahy
mamahaza
Ohatra fa dia asaivo mamahy akoho sy mitoto vary be ny ankizy; [2.69]
Ohabolana 

Fivaditsoratra mamiha, mimaha, hamamy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20