Teny iditra mamaka (faka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. [1.2]
 to take root [1.7]
Fanazavàna teny frantsay prendre racine [1.8]
 (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant. [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
mamaka
namaka
hamaka
mama
Ohatra Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy. [1.369]

Teny iditra mamakà (faka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20