Teny iditra mamakiteny
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy jereo mamaky teny [Rakotozafy: Ratsimba]
Ohatra Ary hafatrafaro ny mpianatra hamakivaky matetika ity boky ity eo anatrehan'ny raiamandreniny, na hampamaky azy an'ireo raiamandreniny na zokiny mahay mamakiteny nefa efa tsy mianatra intsony any an-tsekoly. [Rakotozafy: Ratsimba]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14