Teny iditra mamanabana (banabana (bana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mampidanadana, manao izay hampisokatra midanadana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] imp. And Rel. not used. To make wide open, as a door or lid.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] ouvrir en grand
Haiendriteny 
mamanabana
namanabana
hamanabana
mamanabanà
Mpitovy hevitra mambanabana ~ manabanabana

Teny iditra mamanabanà (banabana (bana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamanabana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31