Teny iditra mamantoka (fantoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mamantsika
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to nail, to fasten with nails.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 150] clouer
Haiendriteny 
mamantoka
namantoka
hamantoka
mamantoha

Teny iditra mamantoka (fantoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] to bring an accusation against some one
Haiendriteny 
mamantoka
namantoka
hamantoka
mamantoha

Teny iditra mamantoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] mampanantena

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05