Teny iditra mamato (vato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manjary mivonto [1.1]

Teny iditra mamato
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] mitokona, tsy mihetsika toy ny vato [1.78]

Fivaditsoratra mamota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20