Teny iditra mamatonalina (matona, alina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] misasak' alina
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] midnight, nighttime
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] minuit, la nuit
Voambolana 
Ohatra  [Andriamalala: Taolambalo, takila 93] Mamatonalina, sa efa hadiva haraina?

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31