Teny iditra | mamba | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Tandroy] voay ngeza | ||||
[Rajemisa 1985] Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany | |||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a crocodile (a Bantu word) | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] crocodile (mot bantou) | ||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||||
Mpitovy hevitra | fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ trimo ~ vily ~ voae ~ voay | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny mamba io Ohabolana misy io teny mamba io | ||||
Haianarantany | |||||
Sary |
| ||||
Teny iditra | mamba | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Olona goavambe ¶ Olona be tenda, be kibo | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Veyrières 1913] Se disait des colosses et des goinfres | ||||
Teny iditra | Mamba | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [3.1] Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo | ||||
Voambolana | Haitoetany: renirano, farihy | ||||
Tsipelina hafa | Imamba | ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny Mamba io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |