Teny iditra mambata (bata)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to lift
  [Richardson 1885] to raise, to carry
  [Hallanger 1973] to carry in the hands
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] soulever ou porter avec les mains
Haiendriteny 
mambata
nambata
hambata
mambatà
Mpitovy hevitra mambeta ~ mibata

Teny iditra mambatà (bata)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambata [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06