Teny iditra mambodovadinolona > manabodo vadin' olona (bodo, vady, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy [ mambodo vadin' olona ] maka vadin' olona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay débaucher la femme d'autrui, la ravir [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra mibodo vadin' olona ~ mandrani-badin' olona