Teny iditra mamela trosa (vela, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay remettre une créance [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra mahafoy trosa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31