Teny iditra mameno (feno)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
¶ Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
¶ Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to fill [1.2, 1.7]
 to fill up. [1.2]
 to complete [1.7]
Fanazavàna teny frantsay remplir; compléter [1.8]
Haiendriteny 
mameno
nameno
hameno
mamenoa
Kamban-teny 
Ohatra 
1ny voliko mameno saha; [2.69]
2Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona! [2.69]
3Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296]
Ohabolana 

Fivaditsoratra mamoñe, manemo, manome

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20