Teny iditra mamikavika (vikavika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to tack or baste with large stitches
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] faufiler
Haiendriteny 
mamikavika
namikavika
hamikavika
mamikavikà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Rajaonarivelo: Bina] Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana.

Teny iditra mamikavikà (vikavika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikavika [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06