Entrée | 1 maminany (vinany) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema 4 Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1] |
Explications en anglais |
5 to guess; to predict [1.7] |
Explications en français |
6 deviner; prédire [1.3, 1.8] 7 conjecturer, prophétiser [1.3] |
Exemples |
8 Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany [2.296#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 maminany, naminamy |
Mis à jour le 2023/01/20 |