Teny iditra mamindra (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
¶ Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
¶ Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
¶ Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
¶ Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
¶ Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
¶ Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
¶ Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk.
  [Hallanger 1973] to move; to walk (esp. of a child)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants)
Voambolana 
Haiendriteny 
mamindra
namindra
hamindra
mamindrà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Dahle: Angano] Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina.
2 [Ndema: Antakay] Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra;
Teny nalaina 

Teny iditra mamindrà (findra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamindra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06