Teny iditra |
mamita
(vita)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano ¶ Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to finish, to complete [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | terminer, achever [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
mamità
(vita)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamita
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
|
|