Teny iditra | mamofy (vofy) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manala ny hoditra: Mamofy ovy ¶ Manazava: Mamofy ny soratra masina [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to peel [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | éplucher [1.8] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Mpitovy hevitra | mivofy | ||||||||||||
Fivaditsoratra | fimamo |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |
![]() |