Teny iditra |
mamoha
(foha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina ¶ Mampahatsiaro: Aza mamoha ny lasa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | faire lever, réveiller, ressusciter une affaire, remettre sur le tapis, évoquer: Aza mbola mamoha ny zaza kely (Ne réveillez pas encore l'enfant) ~ Aza mamoha izany raharaha izany (Ne remettez pas cette affaire sur le tapis) [1.3]
|
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
mamoha
(voha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manokatra: Mamoha vavahady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to open [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | ouvrir [1.3, 1.8]
|
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
mamohà
(voha)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoha
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|
Teny iditra |
mamoha
(poka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoka
|
Mpitovy hevitra | |
|