Teny iditra | mamoka (poka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandona: Namoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | choquer, heurter, frapper [1.3] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | manapoka | ||||||||||||||||
Teny iditra | mamoka | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Malemy tanteraka, drodroka, lo [1.1] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | komama |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |